

Stopped· since Sep 28, 2025
- 276
- days it ran
- 1
- relaunches
Ad copy
🎥 CAMERA SOLAIRE 4G ☀️ TRIPLE CAMÉRA 🎥 🔒 Caméra Solaire 4G Super HD 12MP / KAMPRO 📍Fiambenana Mahomby 24/7 ! 📸 Résolution avo lenta 6K UHD – mazava be mihitsy amin’ny alina aza. ⭐️ À seulement 290K ✅ Misy fakan-tsary 3 : mandrakotra zoro maro kokoa, mahita ny manodidina rehetra. ✅ Réseau 4G : Ampiana puce. Mijery mivantana na aiza na aiza, tsy mila WiFi. Afaka hampiasaina any amin’ ny toerana tsy misy wifi. ✅ Misy panneau solaire : Miasa tsy tapaka na dia amin’ny toerana tsy misy courant aza. ✅ Audio roa tonta : Afaka miresaka sy mandre olona amin’ny alalan’ny application. ✅ Rotative (Pan & Tilt) : Mandrakotra toerana lehibe, azo jerena sy commandiana lavitra amin’ny finday. ✅ Vision nocturne infrarouge sy LED : Mazava tsara amin’ny alina. ✅ Batterie intégrée : Mahazaka andro maro. ✅ Mahazaka orana sy masoandro (Étanche IP66) : Afaka atao ivelany tanteraka. 📲 Application : Mora ampiasaina amin’ny smartphone Android sy iOS. 🎥 Mety ho an’ny : tokantrano, trano fivarotana, fiara, toerana lavitra… 📩📞 MP pour commander, 034 83 105 11 - 032 56 950 21 🚚 Vente en ligne, manao livraison izahay.
Like this ad? Make it yours.
Crush rebuilds this exact creative around your product — your brand, your colors, your offer — in about a minute.





