Pisou MGA ad creative
Pisou MGA

Pisou MGA

Active· since Dec 4, 2025

293
days running
0
relaunches

Ad copy

Arrivage : Ireto no vokatra tena be mpitady indrindra eto Madagasikara ! Fantaro ny divay sy rhum arrangé malaza natao hanatsarana ny fotoana rehetra ! 👉 Ny vokatra azo isafidianana: ✅ Maroparasy Blanc Doux sy Rouge Aperitif ✅Côte de Fianara Rouge sy Blanc ✅Maromby ✅Pelandrova ✅Ombilahy Masiaka ✅Ampalia ✅303 Punch Café Pelandrova Punch Coco Punch Choco Café 🎉 Safidio dieny izao fa ho avy ny fety ! Maroparasy Blanc Doux ilay mamimamy sy malefaka, mafimafy daka, mety tsara hiarahana amin’ny sakafo na ho zava-pisotro fotsiny. Punch Coco sy Punch Café tsiro manaitaitra sy mampiavaka, mety amin’ny fotoana rehetra. 🎉 Mety tsara ho an’ny : Mariage, Fiançaille, Baptême, lanonana ara-barotra, ary soirée hafa manokana, Fanomezana na Cadeau, Anniversaire etc. Grossiste sy mpivarotra te-hanolotra zava-pisotro kalitao ho an’ny mpanjifany. Mpankafy zava-pisotro tsara hiarahana amin’ny namana sy fianakaviana. Taggeo eto daholo ireo nifampitady tamin’ireto teny amin’ny Supermarché fa mbola misy arrivage disponible ato amin'ny Pisou MGA. ✅ Mandefa any amin’ny faritra rehetra manerana an’i Madagasikara. 📍 Aiza no ahitana anay ? Ivandry, akaikin’i La City. Avy eo amin’ny Colorys, miakatra pavé 300 metatra. ✅ Manao Livraison azo antoka. 🔞 Varotra natokana ho an’ny olona lehibe mihoatra ny 21 taona ihany. 📞 Antsoy mivantana : 0340433783 na 0342711117

Pisou MGA

🪄Crush AI

Like this ad? Make it yours.

Crush rebuilds this exact creative around your product — your brand, your colors, your offer — in about a minute.

More ads from Pisou MGA

Pisou MGAPisou MGA
Inactive
230 Days
-Reach
Pisou MGA Facebook ad
Details
Pisou MGA Ad — Running 293 Days | Crush Ad Library