Donnia Randriamanantena Facebook ad: “Efa misokatra ny page privée vaovao, izay afahanao…”

Ran for 50 days, from July 13 to September 1, 2026, the last day Crush saw it.
Run by Donnia Randriamanantena on Facebook. Crush is not the advertiser and does not verify its claims. See this ad in Meta's Ad Library(opens in a new tab)
Want an ad like this for your product?
Crush makes new ad images for your product from this ad: your logo, your product photo, your offer.
Trials from $19.95 USD, then $79.95 USD a month. Cancel anytime.
About this ad
- Meta Ad Library ID
- 1418456596775239
- Platforms
- Facebook and Messenger
- Relaunches
- 0
Ad text
🔵 Efa misokatra ny page privée vaovao, izay afahanao mianatra miteny frantsay amin'ny vidéo izay ataoko manomboka izao. 🔴 Ireo zavatra tonga dia hampiteny frantsay anao no ampianarina ao amin'ny pejy. Izany hoe cours tena cours mihitsy no hita ao, mora raisina sy mora ampiharina. 🔴 Ho fehezintsika ao daholo ireo singa telo mandrafitra ny teny frantsay dia ny PRONONCIATION, FORMULATION, ary VOCABULAIRE izany. Ny resaka travail de prononciation ( travail sur la prononciation) izao no efa manomboka mandeha ao amin'izao fanombohana izao. 🔴 Tsy misy pratique ataontsika miaraka anefa ao, kanefa ny lesona tsirairay vita kosa dia misy pratique tokony ataonao, izay atoro anao ny fomba hi-pratiquenao azy. Izany hoe mampiana-tena ianao izany, fa omena anao kosa ny méthode rehetra hoe izao no fomba ampiharana ity lesona ity, izao no technique anaovana azy sns ... Ireto avy no zavatra mila resahinao rehefa te hanao pratique ny lesona voazava teo ianao, sns ... Omena anao ny torolalana rehetra dia ianao no miezaka mampihatra azy miainga amin'iny torolalana iny. Ary afaka manontany foana raha misy tsy azo na tsy mazava, na manahirana. 🔴 Afaka miditra amin'izay fotoana tianao hidirana ianao, ary afaka mianatra amin'izay fotoana mahafaka anao ihany koa satria ireo vidéo dia mijanona ao foana ka afaka jerena amin'ny fotoana rehetra. 🔴 Mandeh tsikelikely manaraka programme moa ny fandefasana vidéo ao fa tsy hoe efa ao daholo akory izy rehetra. Ary manomboka niveau débutant ny lesona, dia miakatra tsikelikely mankany amin'ny avancé. Izany hoe hitambatra ao ny fampianarana rehetra fa mandeha miandala tsikelikely. 🔴 Ny faharetan'ny fianaranao dia miankina aminao sy ny rythme hitondranao azy ihany. 🔴 Page privée moa no misy azy, izany hoe page Facebook ohatran'ity misy antsika ity ihany izy, fa saingy tsy ny olona rehetra no mahita azy fa izay manana an'ilay "accès" afahanao miditra ao ihany. 29 000 Ariary no saran'ilay accès, izay efa natao mora dia mora kanefa afahanao handray fampianarana be dia be hatrany amin'ny niveau avancé. Tsy misy vola alohanao intsony fa dia izay saran'ilay accès tokana izay ihany no alohanao dia tafiditra ao ianao. Izay alefa mobile money. Efa afaka miditra amin'izany sahady ianao manomboka izao. Mandefasa mp mivantana maka ny andinindininy mikasika an'izay. ✍️ Donnia Randriamanantena 🪪 Mpampianatra teny frantsay. ⚠️ Aza manahy, manampy anao ny pejy 😊







