Excellent Education ad creative
Excellent Education

Excellent Education

Active· since Jun 20, 2026

94
days running
0
relaunches

Ad copy

📒TSY BOKY TSOTRA IZY ITY FA NAMANA MANAMPY NY ANKIZY HIANATRA ISAN'ANDRO 🏫 #MON_CAHIER_D_ACTIVITES_A_LA_MAISON ho an'ny classe: ✅PS ✅MS ✅GS ✅CP #BOKY_FANOMANANA_FANADINANA_CEPE ho an'ny classe: ✅CM2 #MON_CAHIER_DE_COLORIAGE (à partir de 3ans) ✅Dessins héros (pour les garçons) ✅Dessins princesses (pour les filles) #METHODE_BOSCHER ✅Lire - Écrire - Compter Tombony @ fampiasana azy: 👉Misy fanazaran-tena maro sy isan-karazany ‎👉Sary manintona sy miloko mampifantoka ny sain'ny ankizy ‎👉Manampy ny ankizy hahay hieritreritra sy hianatra am-pifaliana 👉Manatsara ny fahaiza-mamaky, manoratra ary manisa ‎👉Mampitombo ny fahazotoan'ny ankizy hianatra ‎👉Tsara ampiasaina ao an-trano ho fanamafisana ny lesona any an-tsekoly ❌❌Boky 1 dia afaka manova ny fahaizan'ny zanakao❌❌ ‎📦 Efa misy ny stock, ka aza tara sao lany! ‎📩 Midira avy hatrany ao amin'ny "message privé" raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny. ‎🌟 Investissement kely anio, fahalalana lehibe ho an'ny zanakao rahampitso! 🌟 ‎

🪄Crush AI

Like this ad? Make it yours.

Crush rebuilds this exact creative around your product — your brand, your colors, your offer — in about a minute.

Excellent Education Ad — Running 94 Days | Crush Ad Library