Skip to content
MISIA SOLAR

MISIA SOLAR Facebook ad: “Générateur Batterie Multifonction”

Ran for 52 days, from September 28 to November 19, 2026, the last day Crush saw it.

Run by MISIA SOLAR on Facebook. Crush is not the advertiser and does not verify its claims. See this ad in Meta's Ad Library(opens in a new tab)

Make your own version of this ad

Crush makes it, launches it in your own Meta ad account, scales the winners and pauses the losers.

About this ad

Meta Ad Library ID
1778332763501785
Platforms
Facebook and Instagram
Relaunches
0

How we count

Ad text

Générateur Batterie Multifonction Miarahaba tompoko. Tongasoa eto amin'ny MISIASOLAR. 🔋 GÉNÉRATEUR BATTERIE MULTIFONCTION 220V Raha mitady vahaolana tsotra sy azo antoka amin'ny olana amin'ny herinaratra ianao dia ity no safidy mety. ✅ Efa COMPLET ny kit. ✅ Tsy mila Convertisseur na Régulateur intsony, satria efa tafiditra ao anatiny ireo. ✅ Mamoaka courant 220V, ka mora ampiasaina toy ny herinaratra mahazatra. 💰 Safidy misy: 🔹 12V 38Ah : 240.000 Ar ☀️ Panneau 80W : 150.000 Ar ➡️ Total : 390.000 Ar 🔹 12V 65Ah : 350.000 Ar ☀️ Panneau 150W : 200.000 Ar ➡️ Total : 550.000 Ar 🔹 12V 80Ah : 450.000 Ar ☀️ Panneau 200W : 250.000 Ar ➡️ Total : 700.000 Ar 🔹 12V 100Ah : 520.000 Ar ☀️ Panneau 250W : 340.000 Ar ➡️ Total : 850.000 Ar 📌 Marihina fa tsy voatery miaraka amin'ny panneau solaire no hividianana azy. Azonao atao ny maka ny générateur irery, na miaraka amin'ny panneau arakaraka ny filanao. Afaka mampandeha: 📺 TV (hatramin'ny 65")(ilay 100Ah) 📡 Décodeur Canal+ 🔊 Subwoofer 📻 Radio 💻 Ordinateur portable 📱 Chargeur téléphone 🥤 Mixeur 💡 Jiro LED sy fitaovana madinika hafa mifanaraka amin'ny heriny. Tsy natao hampandeha: ❌ Fer à repasser ❌ Frigidaire ❌ Four électrique ❌ Fitaovana elektrika lehibe mandany herinaratra be.,,, 📍 MISIA SOLAR – COUM 67HA 📲 WhatsApp : 034 88 581 45 📧 [email protected] MISIA SOLAR – Eto izahay ho vahaolana ho anao. 💚💛

More from Tsenantsika

See all Tsenantsika ads

Similar ads in Home & Garden

See all Home & Garden ads