Marky Ranaivoarison Facebook ad: “1.400.000 ARIARY”

Ran for 25 days, from May 3 to May 28, 2026, the last day Crush saw it.
Run by Marky Ranaivoarison on Facebook. Crush is not the advertiser and does not verify its claims. See this ad in Meta's Ad Library(opens in a new tab)
Want an ad like this for your product?
Crush makes new ad images for your product from this ad: your logo, your product photo, your offer.
Trials from $19.95 USD, then $79.95 USD a month. Cancel anytime.
About this ad
- Meta Ad Library ID
- 1937682526881700
- Platforms
- Facebook, Instagram and Audience Network
- Relaunches
- 0
- Niche
- Business & Money
Ad text
1.400.000 ARIARY Mba nijerijery ny paiement nataoko aho tamin'ny Adobe aho (Photoshop no tena ampiasaiko) dia 1.400.000 ariary no hitako tao. Izany hoe mba hampiasana photoshop hanaovana sary dia nandoha an'io vola io. Vola mivoaka io. Ary ahoana ny vola miditra ? Misy olona manontany hoe fa le travail en ligne ve tena ahazoana vola eee... de zendana aho hamaly... Fa valiako ihany hoe eny satria haiko hoe tsy mianiany izy fa tena manontany. Fa tsy izay no tena resako. Nanapak'hevitra aho nanomboka tamin'ity volana ity ny hanao économie. Ny économie dia teboka iray mitokana mihintsy ary mila hianarana ihany koa. Vokatr'izay dia no bloquer ko daholo ny abonnement ako rehetra ka nitady alternative maimaimpoana aho dia misy be dia be. Hatramin'ny netflix sns 🥲 Tsy voatery mividy logiciel toy ny nataoko ianao fa misy fika ahazoana azy io maimaimpoana ary mandrakizay na photoshop 2026 na inona na inona. Toy izay ihany koa ny intelligence artificielle misy alternative koa. ▪️Izay logiciel tianao rehetra dia ato ➡️ www.filecr.com ▪️Ny intelligence artificielle be dia be fa ataoko lisitra PDF dia omeko anareo. Commenter o hoe freelancer raha mila izay liste izay. Commenter o hoe freelancer.mg raha hanaraka formation gratuite.











