Skip to content
Fenugrec Antananarivo

Fenugrec Antananarivo Facebook ad: “Fantatrao ve hoe sarobidy ny fahasalaman'ny…”

Fenugrec Antananarivo Facebook ad: Fantatrao ve hoe sarobidy ny fahasalaman'ny…

Ran for 135 days, from February 3 to June 18, 2026, the last day Crush saw it.

Run by Fenugrec Antananarivo on Facebook. Crush is not the advertiser and does not verify its claims. See this ad in Meta's Ad Library(opens in a new tab)

Want an ad like this for your product?

Crush makes new ad images for your product from this ad: your logo, your product photo, your offer.

Trials from $19.95 USD, then $79.95 USD a month. Cancel anytime.

About this ad

Meta Ad Library ID
657703904073295
Platforms
Facebook and Messenger
Relaunches
0

How we count

Ad text

Fantatrao ve hoe sarobidy ny fahasalaman'ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy ny tranon-jaza ? Rehefa salama tsy misy ahiana ireo dia mahazo taranaka isika (Raha tsy hoe momba hatrany an-kibo mihitsy angaha). Inona avy ary ireo aretina mitondra tsy fahasalaman'ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy ny tranon-jaza ? -perte miloko hafa ankoatry ny transparent : blanc,vert, gris, marron,rose. -perte misy fofona maimbo na masiso eny na transparent ny lokony. -mangidihidy ny fivaviana -tsiranoka hafahafa mety hisy fofona -trompe bouchée -loto ao anatin'ny tranon-jaza -ny fibrome sy ny kyste -ny infection sy inflammation mahazo ny tranon-jaza (mety ny vagin na ny endomètre na ny ovaire,sns) -ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo -ny fahasimban'ny flore vaginale -ny fahamainan'ny fivaviana -ny fahasimbana na tsy fisian'ny glaire cervicale Mbola maro be fa santionany ireo. Ny fisian'ny iray amin'ireto aretina ireo anefa dia isan'ny mety ho sakana iray tsy ahafan'ny vehivavy ho bevohoka. Koa raha manana tranga mitovy amin'izay voalazanay teo ambony ianao na koa tsy voasoratray fa mahakasika ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy tranon-jaza dia aza misalasala mandefa mp fa vonona izahay hanampy ka hahatonga anareo hanana fahasalamana tanteraka. Mety koa nefa hoe tsy te hiteraka intsony ianao fa manana iray amin'ireo aretina ireo dia aza misalasala mandefa mp fa vonona hitsabo anareo izay. Ny aretina iray manko rehefa tsy tsaboina dia mihombo dia mitarika aretina hafa dia raha mbola tsy tsaboina dia ny hiafarany hitarika hatrany amin'ny fahafatesana.(Cancer ohatra) Inona indray ary fitsaboana ataonay anareo? Tsotra sady natoraly dia tsy inona fa ilay THÉ izay efa maro no nampiasa azy ary tena salama. Misy retour marobe ao amin'ilay page'nay ao Vidiny : 20000Ar/1paquet de 30pieces Ny tena mampiavaka kely anay dia ny olona rehetra manao traitement dia arahanay suivie foana mandrapahavitan'ny traitement ary ny fantatray dia salama tanteraka ianareo Ny faharetan'ny traitement indray dia miankina amin'ny tranga miseho FANAMARIHANA : Ho antsika vehivavy mitondra vohoka dia tadidio fa anisan'ny mahafaty zaza an-kibo na mahafa-jaza ny perte miloko ankoatry ny perte transparent nefa koa tsy mangidihidy. Tana izahay en ligne irery ihany Par livraison daholo ary mandefa any amin'ny faritra Frais de livraison manomboka amin'ny 3000Ar Tsy misy récupération tompoko

More from Fenugrec Antananarivo

  • Fenugrec Antananarivo Facebook ad: IREO SORITR'ARETIN'NY PROSTATY

    Ran 78 days

More ads from the top 1,000

See the top 1,000 ads