My Haingo Beauté En Ligne ad creative
My Haingo Beauté En Ligne

My Haingo Beauté En Ligne

Active· since Jun 4, 2026

108
days running
0
relaunches

Ad copy

Tena hafa iany ry zareo ireto lokombolo nay ireto Tena Tsara sady tsy manimba volo CHAMPOOING COLORATION DISAAR ORIGINAL Efa fantatry ny Maro hatsarany Tena maro lokombolo fa ireto lokombolonay ireto tena hafa mihitsy Lokombolo natao ho any olona tsy mahazaka lokombolo fa tsy misy oxydant sy ammoniac fa natoraly daholo ny fangarony maharitra hamambolana maro ny boite iray 400ml Sady tsy manahirana fampiasana azy fa sasana fotsiny dia Vita 👉 Mampalefaka sy manome aina ny volo 👉 Tsy mifidy na lahy na vavy 👉 Mampagirana volo 👉 Mahasarona Volofotsy tsara 👉 Efficace 100 % 👉 Résultats 20min a 30min 👉 Tsy mifindra Aminy ondana na aminy ankanjo ny loko 👉 Tsy mifidy karazambolo 👉 Lokombolo natao ho any olona tsy mahazaka lokombolo fa tsy misy oxydant sy ammoniac fa natoraly daholo ny fangarony Efa Maro no hafa_po tamin, ity Champooing coloration DISAAR anay ity Vidiny tsy miova fa efa natao zakany rehetra PRIX : 25 000ar boite iray 400ml 23000ar raha maka 2 20 000ar raha Maka 5 Alefaso ary ny commende e COULEUR DISPO 👉 NOIR, MARRON CLAIR, MARRON CAFE, MARRON FONCE, Grenat Manao Livraison izahay na eto Tana na @ faritra 🛵 RECUPERATION FIRAISANA VOALOHANY ANALAKELY FA MIANTSO MIALOHA Laharana hifandraisana 📞📱 0387348119 na Mp

🪄Crush AI

Like this ad? Make it yours.

Crush rebuilds this exact creative around your product — your brand, your colors, your offer — in about a minute.

My Haingo Beauté En Ligne Ad — Running 108 Days | Crush Ad Library